Vola taratasy vaovao 2017

Araka ny didim-panjakana laharana faha 2017- 400 izay nakatoavian’ny filan-kevitry ny Governemanta tamin’ny 23 May 2017, Banky Foiben’i Madagasikara dia nanatanteraka ny famoahana ny vola vaovao tamin’ny taona 2017. Ny tapany voalohany amin’ireo vola vaovao ireo : 20 000, 10 000, 5 000, ary 2 000 Ariary dia nivoaka nanomboka ny 17 jolay 2017. Ny tapany faharoa ambiny kosa dia 1 000, 500, 200, ary 100 Ariary dia nivoaka ny 18 Septembra 2017.

Vola sanda iva (1000 - 500 - 200 - 100 Ariary)

Vola sanda avo (20000 – 10000 – 5000 – 2000 Ariary)

Ireo singa famatarana ireo vola vaovao 2017

img04 img02 img01 img03

Vaovao

Raki-tsary talohan'ny famoaham-bola

Andro voalohany namoahana ny vola vaovao


Ireo vola taratasy vaovao






Fidirana amin'ny "application mobile"